auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-10 12:16:15 -05:00 committed by root
parent d1e97a809e
commit 223a532583
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kara an'i Sodoma sy Gomora mban'ny tanàna magnodidigna an'iary zareo, nagnome ny tegnan'iary zareo ho amin'ny fijangajangana mban'ny fagnamboarana filana tsy avy amin'Andriamanitra. De natao ohatra amin'ny zegny mijaly amin'ny fagnasaziana amin'ny afo mandrakizay iary zareo. Kanefa de karan'izany my, zegny mpagnonofinofy io de mandoto an'ny vatagnan'iary zareo my koa, sady mizaka raha tsy manjary manohitra an'ny zegny managna voninahitra
Kara an'i Sodoma sy Gomora mban'ny tanàna magnodidigna an'iary zareo, nagnome ny tegnan'iary zareo ho amin'ny fijangajangana mban'ny fagnamboarana filana tsy avy amin'Andriamanitra. De natao ohatra amin'ny zegny mijaly amin'ny fagnasaziana amin'ny afo mandrakizay iary zareo. Kanefa de karan'izany my, zegny mpagnonofinofy io de mandoto an'ny vatagnan'iary zareo my koa, sady mizaka raha tsy manjary manohitra an'ny managna voninahitra