auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-10 10:33:56 -05:00 committed by root
parent f43aebbcbc
commit 16bdbdcc5f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ry malala, ndreka niezaka hanoratra aminareo mikasika ny famonjena hiresantsena igny aho, de nanoratra ho anareo mba hatonga anareo hiady mafy ho an'ny finoana zay efa nomena indraika fotsiny ho an'ny mpino. Fa ny olona sasagny niditra antsokosoko ho aminareo. Io de olona efa vômarika ho amin'ny fagnamelohana. Azareo de olona ratsy fagnahy mamadika ny fahasoavan'Andriamanitra ho amin'ny afokana, ka de mandà ny Mpanjaka sady t
Ry malala, ndreka niezaka hanoratra aminareo mikasika ny famonjena hiresantsena igny aho, de nanoratra ho anareo mba hatonga anareo hiady mafy ho an'ny finoana zay efa nomena indraika fotsiny ho an'ny mpino. Fa ny olona sasagny niditra antsokosoko ho aminareo. Io de olona efa vômarika ho amin'ny fagnamelohana. Azareo de olona ratsy fagnahy mamadika ny fahasoavan'Andriamanitra ho amin'ny afokana, ka de mandà ny Mpanjaka sady Tompo