-x-antambahoaka_jud_text_reg/01/20.txt

1 line
249 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-10 19:11:15 +00:00
Fa anareo, azalay, de mijoroa tsara amin'ny finoana masina be, sady mivavaha amin'ny Fanahy Masina. Mipetraha amin'ny fitiavan'Andriamanitra, de adiaso ny famindram-pon'i Jesôsy Kristy Tompontsena zay hitondra anao ho amin'ny fiaignana mandrakizay.