-x-antambahoaka_jud_text_reg/01/22.txt

1 line
211 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-02-10 19:11:15 +00:00
\v 22 Mamindrà fo amin'ny zegny misalasala.\v 23 Vonjeo sady sariho hiala amin'ny afo ny olona sasagny. De ny sasagny ndreka amindrao fo amina tahotra. Mankahalà na de hatramin'ny akanjo vôloton'ny nofo aza.