-x-antambahoaka_jas_text_ulb/01/26.txt

1 line
262 B
Plaintext

Na misy mihevi-tegna ho mpivavaka, nefa tsy mavoafehy ny lelany, de mamitaka ny fo izy, ka tsy misy dikany ny ivavahany. Ny fivavahana madio sady tsisy loto eo amin'Andriamanitra sy ny Raintsika de zao: hagnampy an'zay kamboty sy iregny mpitondrategna amin'ny fi