-x-antambahoaka_jas_text_ulb/05/13.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 13 Misy olona aminareo va managna olagna? Aoka hivavaka izy. Misy olona faly koa va? Aoka hihira fiderana izy.\v 14 Misy marary va aminareo? Aoka hagnatson'ny loholon'ny fiangonana, de aoka mba hivavaka ho an'azy izy. Aoka iary zareo agnosotra menaka an'azy amin'ny agnaran'ny Tompo.\v 15 Ny fivavakin'ny finoana no hagnafaka ny olona marary, ka ny Tompo hagnafaka an'azy. Na nanota izy, de hamela ny helokany Andriamanitra.