2 lines
327 B
Plaintext
2 lines
327 B
Plaintext
\v 4 Avelay ny faharetana hagnatanteraka ny asany
|
|
,mba tena hivôtra sy ho feno tanteraka anareo, ka tsy hijaly na ino na ino. \v 5 Fa ra misy aminareo mila fahendrena, ôka mba hangataka an'zany amin'Andriamanitra izy, amin'ny Ray zay magnome an-tsitrapo sady tsy mandatsa amin' ny olona mangataka, de omeny an'azy zany |