-x-antambahoaka_jas_text_ulb/01/17.txt

1 line
220 B
Plaintext

\v 17 \v 18 Ny fagnomezana tsara marobe sy ny fagnomezana maro aby io de avy agny ambony. Zany de midika fa avy amin'ny Rain'ny fahazavana. Fa miaraka amin'Andriamanitra de tsisy fiovana na tandindogna nohon'ny fialana.