|
\v 7 fa ny karazam-bibidia maro aby io, vorogna, biby mandady, mbàn'ny zavaboharin-dranomasina de folaka sady nifolahin'olombelona. \v 8 Fa raha momba ny lela ndreka, de tsisy olona mahavita mamolaka an'io. Izy io de ratsy tsy hay fehezina, sady feno poizina mahafaty. |