-x-antambahoaka_jas_text_ulb/03/05.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 5 Otran'izany koa ny lela de rantsagna bitaka amin'ny vatagna, kanefa izy de mihambo raha marobe. Jerevo koa ma ny habitakan'ny afo zay mandoro ala be. \v 6 Ny lela de afo mi koa, tontolon'ny fahotana napetaka tamin'ny rantsam-batagnantsena. Izany de magnisy pendipendigna amin'ny vatagna iraika manontolo sady mandoro ny lalam-piaignana. Arehitrin'ny helo ny tegnany.