\v 14 Fa samy alaim-pagnay amin'ny filàny ny tsirai-draika, zay mampiemotra na mandresy anazy.\v 15 Ndreka avy tanteraina ny filàna, de manjary fahotana zany.\v 16 Ary ndreka mitombo ny ota , de manjary fahafatesana. Aza magneky fitaina, ry rahalay tena teko.