\v 1 Jakoba, mpiasan'Andriamanitra sy Jesôsy Kristy Tompo, ho iary zareo foko roy ambifolo niparitaka: arabaina.\v 2 Raiso ampifaliana aby zany, ry rahalay, ndreka managna olagna samiafa anareo. \v 3 Fantatrareo fa ny fitsapana ny finoanareo de mahatonga faharetana.