diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 6cba505..2f1a4ea 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 2 \v 3 Jakoba, mpiasan'Andriamanitra sy Jesôsy Kristy Tompo, ho iary zareo foko roy ambifolo \v 1 niparitaka: arabaina. Raiso ampifaliana aby zany, ry rahalay, ndreka managna olagna samiafa anareo. Fantatrareo fa ny fitsapana ny finoanareo de mahatonga faharetana. \ No newline at end of file +\v 1 Jakoba, mpiasan'Andriamanitra sy Jesôsy Kristy Tompo, ho iary zareo foko roy ambifolo niparitaka: arabaina.\v 2 Raiso ampifaliana aby zany, ry rahalay, ndreka managna olagna samiafa anareo. \v 3 Fantatrareo fa ny fitsapana ny finoanareo de mahatonga faharetana. \ No newline at end of file diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index 7c4064f..f9ed007 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1,2 +1,2 @@ -\v 4 \v 5 Avelay ny faharetana hagnatanteraka ny asany -,mba tena hivôtra sy ho feno tanteraka anareo, ka tsy hijaly na ino na ino. Fa ra misy aminareo mila fahendrena, ôka mba hangataka an'zany amin'Andriamanitra izy, amin'ny Ray zay magnome an-tsitrapo sady tsy mandatsa amin' ny olona mangataka, de omeny an'azy zany \ No newline at end of file +\v 4 Avelay ny faharetana hagnatanteraka ny asany +,mba tena hivôtra sy ho feno tanteraka anareo, ka tsy hijaly na ino na ino. \v 5 Fa ra misy aminareo mila fahendrena, ôka mba hangataka an'zany amin'Andriamanitra izy, amin'ny Ray zay magnome an-tsitrapo sady tsy mandatsa amin' ny olona mangataka, de omeny an'azy zany \ No newline at end of file diff --git a/01/06.txt b/01/06.txt index ac5dfd9..feddb72 100644 --- a/01/06.txt +++ b/01/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 \v 8 Fa avelay izy hangataka amin'ny finoana, tsy am-pisalasalana na ino na ino. Fa zay misalasala de ôtran'ny onjan-dranomasina atopatopaky ny agniny. Fa ny olona ôtran'zany de tsy tokony agnategna handray raha avy amin'ny Tompo. Ny olona karaha an'zany de miroy saigna sady miovaova amin'ny andianany. \ No newline at end of file +\v 6 Fa avelay izy hangataka amin'ny finoana, tsy am-pisalasalana na ino na ino. Fa zay misalasala de ôtran'ny onjan-dranomasina atopatopaky ny agniny.\v 7 Fa ny olona ôtran'zany de tsy tokony agnategna handray raha avy amin'ny Tompo.\v 8 Ny olona karaha an'zany de miroy saigna sady miovaova amin'ny andianany. \ No newline at end of file diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index 901b1fe..0fcefe2 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1,2 +1,2 @@ -Aoka ny rahalay sahirana hagnano ny fisandratany ho reareany, de ny manan-karena +\v 9 \v 11 Aoka ny rahalay sahirana hagnano ny fisandratany ho reareany, \v 10 de ny manan-karena hietry, satria hisitrika ôtran'ny flera-dy amin'ny aitra izy. Fa ny masoandro de miakatra amin'ny afanana memay ka magnamaigna ny aitra. Ny flera de mihitsagna, ka ny hatsarany de ho levogna. De ôtran'zay koa , ny mpanan-karena de halazo egny amin'ny atsasagny diany. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 69cb5ea..1553705 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -1 +1 @@ -{"project":{"id":"jas","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":181},"package_version":7,"target_language":{"name":"Antambahoaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"-x-antambahoaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["MAD100"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["01-09","01-14","01-19"]} \ No newline at end of file +{"project":{"id":"jas","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":181},"package_version":7,"target_language":{"name":"Antambahoaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"-x-antambahoaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["MAD100"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["01-14","01-19"]} \ No newline at end of file