Sat Oct 19 2019 09:50:45 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 09:50:46 -04:00
parent 13678c9316
commit db22b33774
4 changed files with 5 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Aza mifagnaratsy azalahy anareo. Ny olona zegny magnaratsy ny rahalahy na mitsara ny rahalahiny de manohitra ny lalàna sady mitsara ny lalàna . Ndreka mitsara ny lalàna mako anareo, de tsy mpankàto ny lalàna ndreka, fa mpitsara. Raika my ny magnome ny lalàna sady mitsara. Izy raika mi no afaka mamonjy sy mandringana. Iza ma anao miseho mitsara an'ny akamanao?
\v 11 Aza mifagnaratsy azalahy anareo. Ny olona zegny magnaratsy ny rahalahy na mitsara ny rahalahiny de manohitra ny lalàna sady mitsara ny lalàna . Ndreka mitsara ny lalàna mako anareo, de tsy mpankàto ny lalàna ndreka, fa mpitsara. \v 12 Raika my ny magnome ny lalàna sady mitsara. Izy raika mi no afaka mamonjy sy mandringana. Iza ma anao miseho mitsara an'ny akamanao?

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Ka tenoy, anareo zegny mizàka hoe:" Gniany na amaraigna de hiditra amin'ny tanàn'ity antsena, hijanogna heritaogna egny, hivarotra sady hangala tombony."Iza ma mahalala ny raha hiseho amaraigna, sady ino fiaignanareo? Fa kara zavogna nipoitra tsielatsela anareo de aveo de levogna.
\v 13 Ka tenoy, anareo zegny mizàka hoe:" Gniany na amaraigna de hiditra amin'ny tanàn'ity antsena, hijanogna heritaogna egny, hivarotra sady hangala tombony." \v 14 Iza ma mahalala ny raha hiseho amaraigna, sady ino fiaignanareo? Fa kara zavogna nipoitra tsielatsela anareo de aveo de levogna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 Nefa koza de tokony hizaka mi anareo hoe:" Raha sitraky ny Tompo, de ho;levogna antsena de hagnano an'itsihy am'irihy," Fa am'izao anareo de mieboebo amin'ny tetika mieboka. Ka ny eboebonareo karan'izany de ratsy. Ka ho an zegny mahalala magnano tsara nefa tsy magnano an'izany, de heloka ho an'azy tegnany izany.
\v 15 \v 17 Nefa koza de tokony hizaka mi anareo hoe:" Raha sitraky ny Tompo, de ho;levogna antsena de hagnano an'itsihy am'irihy." \v 16 Fa am'izao anareo de mieboebo amin'ny tetika mieboka. Ka ny eboebonareo karan'izany de ratsy. Ka ho an zegny mahalala magnano tsara nefa tsy magnano an'izany, de heloka ho an'azy tegnany izany.

View File

@ -48,6 +48,7 @@
"04-04",
"04-06",
"04-08",
"04-11"
"04-11",
"04-13"
]
}