diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index f508d4b..e449c4a 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry rahalaiko, aza mitana ny finoana an'i Jesôsy kristy Tompontsika, zay Tompon'ny voninahitra, amin'ny fiangarana amin'ny olon-kafa. Atofay hoe misy olona miditra ao amin'ny fivorianareo magnatao peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy lilahy mahantra my koa miditra magnatao akanjo maloto. Na mijery an' olona mekanjo tsara anano de mizaka hoe: "Azafady mitomera amina pilasy tsara," fa hijaka amin'ny hizaka amin'ny lilay mahantra koa hoe: "Mitsangàna anao ery ,"na hoe: "Mipetraha eto an-tongotra \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry rahalaiko, aza mitana ny finoana an'i Jesôsy kristy Tompontsika, zay Tompon'ny voninahitra, amin'ny fiangarana amin'ny olon-kafa. Atofay hoe misy olona miditra ao amin'ny fivorianareo magnatao peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy lilahy mahantra my koa miditra magnatao akanjo maloto. Na mijery an' olona mekanjo tsara anano de mizaka hoe: "Azafady mitomera amina pilasy tsara," fa hijaka amin'ny hizaka amin'ny lilay mahantra koa hoe: "Mitsangàna anao ery ,"na hoe: "Mipetraha eto an-tongotrako,"ka tsy mifampitsara aminareo anareo \ No newline at end of file