auto save
This commit is contained in:
parent
50f0d45d33
commit
b6a66a22ea
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nefa mety misy olona mizaka hoe: "Manam-pinoana anao, de zaho managn'asa." Atoroy anaha ny finoanao tsisy asa, de atoroko anao koa ny finoako amin'ny alalan'ny asako. Anao de mino fa fa raika my Andriamanitra; tsara ny nataonao zany. Fa na ny devoly koa ka mba mino ka de mataotra iary zareo. Tenareo lala va ry lilay, fa fa ny finoana tsisy asa de tsisy ilana an'azy? (Fagnamarinana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mamaky hoe: "Tenareo ho lala
|
||||
Nefa mety misy olona mizaka hoe: "Manam-pinoana anao, de zaho managn'asa." Atoroy anaha ny finoanao tsisy asa, de atoroko anao koa ny finoako amin'ny alalan'ny asako. Anao de mino fa fa raika my Andriamanitra; tsara ny nataonao zany. Fa na ny devoly koa ka mba mino ka de mataotra iary zareo. Tenareo lala va ry lilay, fa fa ny finoana tsisy asa de tsisy ilana an'azy? (Fagnamarinana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mamaky hoe: "Tenareo ho lala va, ry rahalay foka, hoe nagnino ny finoana tsisy asa no tsisy dik
|
Loading…
Reference in New Issue