From b6a66a22ea2e9bc60fa2154e1e5d39550ea61e03 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 01:16:50 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 02/18.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt index dd659a0..e4e1998 100644 --- a/02/18.txt +++ b/02/18.txt @@ -1 +1 @@ -Nefa mety misy olona mizaka hoe: "Manam-pinoana anao, de zaho managn'asa." Atoroy anaha ny finoanao tsisy asa, de atoroko anao koa ny finoako amin'ny alalan'ny asako. Anao de mino fa fa raika my Andriamanitra; tsara ny nataonao zany. Fa na ny devoly koa ka mba mino ka de mataotra iary zareo. Tenareo lala va ry lilay, fa fa ny finoana tsisy asa de tsisy ilana an'azy? (Fagnamarinana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mamaky hoe: "Tenareo ho lala \ No newline at end of file +Nefa mety misy olona mizaka hoe: "Manam-pinoana anao, de zaho managn'asa." Atoroy anaha ny finoanao tsisy asa, de atoroko anao koa ny finoako amin'ny alalan'ny asako. Anao de mino fa fa raika my Andriamanitra; tsara ny nataonao zany. Fa na ny devoly koa ka mba mino ka de mataotra iary zareo. Tenareo lala va ry lilay, fa fa ny finoana tsisy asa de tsisy ilana an'azy? (Fagnamarinana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mamaky hoe: "Tenareo ho lala va, ry rahalay foka, hoe nagnino ny finoana tsisy asa no tsisy dik \ No newline at end of file