auto save
This commit is contained in:
parent
22686bf87f
commit
62b8ab6402
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tsy tamin'ny asa va arô no nagnamarinana an'i Abrahama iabantsena ndreka nagnome an'Isaka zanagny lay teo amin'ny alitara igny izy va? Hitanao fa ny finoana de niasa nagnaraka ny asany, ka amin'ny asa de nitombo ny finoany. De tanteraka Soratra Masina mizaka hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nievitra an'zany ho fahamarinana," de natao ho
|
||||
Tsy tamin'ny asa va arô no nagnamarinana an'i Abrahama iabantsena ndreka nagnome an'Isaka zanagny lay teo amin'ny alitara igny izy va? Hitanao fa ny finoana de niasa nagnaraka ny asany, ka amin'ny asa de nitombo ny finoany. De tanteraka Soratra Masina mizaka hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nievitra an'zany ho fahamarinana," de natao hoe akaman'Andriamanitra izy. Hitnar
|
Loading…
Reference in New Issue