auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-21 02:25:31 -04:00 committed by root
parent 0a12e2d737
commit 5e354481a4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitenoa, ry rahalay tena teko, tsy efa nifidin'Andriamanitra va ny mahantran'zao tontolo zao mba hanankarena amin'ny finoana sady mpandova ny fanjakana zay nampagnategnainy zay tian'Azy? Fa anareo de nagnala baraka ny tsy managna! Tsy mpanan-karena va no nampizaly anareo? Tsy iary zareo ma nitarika anareo ho eo amin'ny fitsarana? Tsy iary zareo no nagnaratsy ny agnarana tsara
Mitenoa, ry rahalay tena teko, tsy efa nifidin'Andriamanitra va ny mahantran'zao tontolo zao mba hanankarena amin'ny finoana sady mpandova ny fanjakana zay nampagnategnainy zay tian'Azy? Fa anareo de nagnala baraka ny tsy managna! Tsy mpanan-karena va arô no nampizaly anareo igny va? Tsy iary zareo ma nitarika anareo ho eo amin'ny fitsarana? Tsy iary zareo no nagnaratsy ny agnarana tsara za