Sat Oct 19 2019 11:54:58 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
59bbace75b
commit
3e96640a80
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\c 4 \v 1 Avy aza arika neven'ny ady sy ny fifandirana misy aminareo? Izy io ma ka tsy avy amin'ny fagnirianareo zegny miady amin'ny mpikambana akekinareo egny? \v 2 Magniry anareo, nefa de tsy managna. Mamono sady mitsiriritra, nefa tsy afaka ahazo mihitsy. Miady sady mifanditra. Tsy managna anareo tratrin'ny tsy mangataka. \v 3 Mangataka anareo de tsy mahazo tratrin'ny ratsy fangatahana, mba hahafahanareo mampiasa an'izany amin'ny fagnirianareo.
|
||||
\c 4 \v 1 Avy aza arika neven'ny ady sy ny fifandirana misy aminareo? Izy io ma ka tsy avy amin'ny fagnirianareo zegny miady amin'ny mpikambana akekinareo egny? \v 2 Magniry anareo, nefa de tsy managna. Mamono sady mitsiriritra anareo, nefa tsy ahazo mihitsy. Miady sady mifanditra anareo. Tsy managna anareo tratrin'ny tsy mangataka. \v 3 Mangataka anareo de tsy mahazo tratrin'ny ratsy fangatahana, mba hahafahanareo mampiasa an'izany amin'ny fagnirianareo.
|
Loading…
Reference in New Issue