From 235e40d5deeb525614eafe4a144f7d9a0ed54f04 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Thu, 24 Oct 2019 02:28:46 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 05/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/05/09.txt b/05/09.txt index c600f9f..eac2a7c 100644 --- a/05/09.txt +++ b/05/09.txt @@ -1 +1 @@ -Aza mifampitaraigna, ry rahalay, mba tsy tsaraina anareo. Tonga ny mpitsara mitsagnana eo am-baragnaragna. Magnalà ohatra, ry rahalay, avy amin'ny fijalaina sy faharetan'iregny mpaminany, iregny zay nizaka tamin'ny agnaran'ny Tompo. Ka, heverintsena karan'ny hoe sambatra iregny zay efa niaritra. Efa regninareo ny fiaretan'ny Jôba, sady lalanareo ny tanjognan'ny Tompo, mahatonga an'Azy mamindra-fo sady mahatsiaro falah \ No newline at end of file +\v 9 Aza mifampitaraigna, ry rahalay, mba tsy tsaraina anareo. Tonga ny mpitsara mitsagnana eo am-baragnaragna. \v 10 Magnalà ohatra, ry rahalay, avy amin'ny fijalaina sy faharetan'iregny mpaminany, iregny zay nizaka tamin'ny agnaran'ny Tompo.\v 11 Ka, heverintsena karan'ny hoe sambatra iregny zay efa niaritra. Efa regninareo ny fiaretan'ny Jôba, sady lalanareo ny tanjognan'ny Tompo, mahatonga an'Azy mamindra fo sady mahatsiaro falahelo. \ No newline at end of file