-x-antambahoaka_jas_text_ulb/02/08.txt

1 line
238 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-21 06:26:20 +00:00
Na de zany aza, na magnatanteraka ny lalàn'ny mpanjaka anareo, arakan'ny Soratra Masina hoe: "Tiavo ny akamanao kara ny tegnanao." Fa ndreka magnome sitraka ny olona sanagny koja anareo, de manota, ka voasajy kara ny tsy magnara-dalàna.