2019-10-21 06:25:31 +00:00
|
|
|
\v 12 Sambatra ny olona zay miaritra fitsapana. Fa ndreka avy nandalo an'zany izy, de homeny ny satroboniatry ny fiaignana, nampagnategnain'Andriamanitra zay tian'Azy.\v 13 Ndreka misy alaim-pagnayde izy tsy hizaka hoe: "Andriamanitra nagnala fagnay anaha," satria Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaina fagnay, sady tsy mba magnala fagnay olona.
|