-x-antambahoaka_jas_text_ulb/05/01.txt

1 line
371 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-24 06:43:21 +00:00
\v 1 \v 2 \v 3 Mandiana aty, anareo zay manan-karena, mitomagnia migogogogoà noho ny fizaliana ho avy aminareo. Ny fanagnanareo efa lo, de ny lambanareo efa lanin'ny kalalao. ny volamenanareo sy volafotsinareo de efa arafesina. Ny harafenany de ho vavolombelona hitory anareo. Hagnoro ny tegnanareo kara ny afo. Nasarisinarizareo ny fanagnanareo ho amin'ny andro farany.