\v 6 \v 7 \v 8 Fa avelay izy hangataka amin'ny finoana, tsy am-pisalasalana na ino na ino. Fa zay misalasala de ôtran'ny onjan-dranomasina atopatopaky ny agniny. Fa ny olona ôtran'zany de tsy tokony agnategna handray raha avy amin'ny Tompo. Ny olona karaha an'zany de miroy saigna sady miovaova amin'ny andianany.