-x-antambahoaka_jas_text_ulb/04/15.txt

1 line
334 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 15 Nefa koza de tokony hizaka mi anareo hoe:" Raha sitraky ny Tompo, de ho levogna antsena de hagnano an'itsihy am'irihy." \v 16 Fa am'izao anareo de mieboebo amin'ny tetika mieboka. Ka ny eboebonareo karan'izany de ratsy. \v 17 Ka ho an'ny zegny mahalala magnano tsara nefa tsy magnano an'izany, de heloka ho an'azy tegnany izany.