-x-antambahoaka_gal_text_ulb/02/11.txt

1 line
306 B
Plaintext

Fa ndreka tonga tagny Antioka i Kefasy, de nanohitra an'azy tamin'ny aignany aho satria nizakaina fa diso izy. Talohan'ny nahatongavan'ny lilahy sanagny avy amin'i Jakoba, de tam-pihinana niaraka tamin'iJentilisa i Kefasy. Ka ndreka tonga ny lilahy io, de nijanogna izy sady nenga lavitra ny Jentilisa. Na