-x-antambahoaka_gal_text_ulb/05/05.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 5 \v 6 \v 7 Amin'ny alalan'ny Fagnahy, amin'ny finôna, no handigniasantsena fatratra ny fagnantegnana ny fahamarinana. Amin'ny Kristy Jesôsy de tsy misika ino amin'ino na voafora na tsy voafora, fa ny finôna miasa amin'ny fitiavana my. Fa mihazakazaka tsara anareo. Ka iza nanakana anareo amin'ny fanakatovana ny marina? \v 8 Ny fandresen-dahatra io de tsy avy amin'ny zegny nagnantso anreo mihitsy.