-x-antambahoaka_gal_text_ulb/06/06.txt

2 lines
400 B
Plaintext

\v 6 \v 7 \v 8 Ny olona zeny nampianarina ny teny de tsy mentsy magnome raha tsara iaby amin'ny zeny mampianatra. Aza magneky fitaina. Tsy azo fokafokaina Andriamanitra, zeny ambolen'ny olona my koa no vileziny. Ho an'ny
zeny mamboly voa amin'ny fagnainy feno fahotana, de avy amin'zany no ambilezany faharatrana. Zeny mpamboly voa amin'ny Fagnay de amin'ny Fagnay no azaony fiaignana mandrakizay.