-x-antambahoaka_gal_text_ulb/03/10.txt

1 line
413 B
Plaintext

Ndregny miankina amin'ny asan'ny lalàna de voaozogna; fa voasoratra hoe: " voaozogna zegny tsy magneky ny raha marobe vôsoratra agnatin'ny bokin'ny lalàna, sady magnano an'io." Amin'io de mazava tsara fa tsisy olona hamarignina anatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny lalàna, satria ny olona de ho velona amin'ny finôna. Fa ny lalàna de tsy magnaraka ny finôna, nefa koza, "Ny olona zegny magnano ny asan