\v 6 Nahagaga anaha fa nenga malaky tamin'ny nagnantso anareo tamin'ny fahasoavan'ny Kristy anareo. Nahagaga anaha fa filazantsara hafa ndreka itodianareo. \v 7 Izany de tsy midika nefa fa misy filazantsara hafa, fa misy olona maromaro te hitondra fagnakorotagna ho anareo sady te hegnova ny filazantsaran'i Kristy.