diff --git a/01/03.txt b/01/03.txt index 6826726..4a26122 100644 --- a/01/03.txt +++ b/01/03.txt @@ -1 +1 @@ -Fahasoavana ho anareo de fiadanana avy amin'Andriamanitra Iabantsena miaraka amin'i Jesôsy Kristy Tompo, ny nagnome ny tegnany ho an'ny fahotantsena \ No newline at end of file +Fahasoavana ho anareo de fiadanana avy amin'Andriamanitra Iabantsena miaraka amin'i Jesôsy Kristy Tompo, ny nagnome ny tegnany ho an'ny fahotantsena mba hangalany antsena amin'izao andron'ny faharatsena zao, magnaraka ny sitrapon'Andriamanitra sy Iabantsena, ho an'Azy anie ny voninahitra mandrakizay doria. \ No newline at end of file