-x-antambahoaka_gal_text_ulb/02/01.txt

1 line
350 B
Plaintext
Raw Normal View History

\c 2 Efatra ambin'ny folo taona taty afara de niakatra tagny Jerosalema ndreka aho niaraka tamin'i Barnabasy, de nitondra an'i Titosy niaraka taminaha. Nandeha tagny aho avy amin'ny fagnambarana raika sady nametraka tamin'iary zareo ny filazantsara ambarako aminareo Jentilisa. Nikoragna mitokana tamin'iary zareo zegny noheverina ho misy dikany aho