-x-antambahoaka_gal_text_ulb/03/21.txt

1 line
343 B
Plaintext
Raw Normal View History

Ny lalàna ma ka manohitra ny fampagnategnan'Andriamanitra? Sagnatria izany! Fa na misy lalàna nomena an'ny zegny afaka magnome fiaignana, de avy tamin'ny lalàna tegnany ny fahamarinana. Fa ny Soratra Masina magnadra ny raha marobe ho ambanin'ny fahotana. Nagnano an'izany Anriamanitra mba hagnomezana an'ny ndregny mino ny fampagnantegnana