-x-antambahoaka_gal_text_ulb/03/15.txt

1 line
229 B
Plaintext
Raw Normal View History

Ry rahalahy, avelay aho hizaka mitovy amin'ny fanihin'olona. Amin'ny fifagnarahana ataon'ny olona, tsisy afaka mamôagna na magnampy zegny ao, ndreka tafapetrakan'ny lalàna izany. Sady ny fampagnategnana de nizakain'i Abrahama