-x-antambahoaka_gal_text_ulb/01/06.txt

1 line
252 B
Plaintext
Raw Normal View History

Nahagaga anaha fa nenga malaky tamin'ny nagnantso anareo tamin'ny fahasoavan'ny Kristy anareo. Nahagaga anaha fa filazantsara hafa ndreka itodianareo. Izany de tsy midika nefa fa misy filazantsara hafa, fa misy olona maromaro te hitondra fagnakorotagna