-x-antambahoaka_gal_text_ulb/01/18.txt

1 line
348 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 18 Telo taona tafara taty de niakatra tagny Jerosalema hikanfantatra amin'i Kefasy aho sady nijanogna niaraka tamin'azy natagntin'ny dimy ambin'ny folo andro. \v 19 Tsisy hitako ny Apostoly akôtran'ny Jakoba, rahalahin'ny Tompo. \v 20 Sady amin'izany sortako aminareo, de magnome toky anareo aho agnatrehan'Andriamanitra, sady tsy mametsy aho.