-x-antambahoaka_eph_text_reg/05/28.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 28 Kara an'zany my koa ny lilahy de tokony ho tia ny vadin'iary zareo aby kara ny tegnan'iary zareo. Izy zay tia ny vadiny de tia ny tegnany my koa.\v 29 Tsy mbola nisy nankahala ny tegnany, fa mamahana sy mikarakara N'zany tsara, kara an'i Kristy mamahana ny fiangonana sy mikarakara an'azy my koa, \v 30 satria atsena de ratsam-batagny.