-x-antambahoaka_eph_text_reg/05/05.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 5 Ka afaka mahazo antoka ny amin'zany anareo, ka tsy hisy mpampirafy, maloto, na ny mpierina _ zany hoe, mpanompo sampy _ managna lova amin'ny fanjakan'i Kristy sy Andriamanitra. \v 6 Mitandrema mba tsy hisy hamitaka anareo amin'ny teny fitaka, satria nony amin'zany raha zany de tonga amin'ny zanaky ny tsy fankatoavana ny havigniran'Andriamanitra. \v 7 Nony zany, aza miaraka amin'izy iregny.