-x-antambahoaka_eph_text_reg/05/03.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 3 Ka tsy tokony hisy na de korana fampirafesana na karazagna fahalotoana na tsy fahalalana ny ampy aza eo aminareo, fa tsy mendrika ny olo-masina iregny.\v 4 Aoka tsy hisy mamoafady, korana afokafokana, ary boso tafahôtra _ fa tsy mendrika ny olona maro be amin'iregny. Fa koja tokony hisy fankasitrahana.