-x-antambahoaka_eph_text_reg/02/19.txt

2 lines
546 B
Plaintext

\v 19 Nony zany, tsy vahiny na mpiavy koa anareo Jentilisa zao. Fa vômaika aza mpiraika firenenana miaraka amin'iregny zay olo-masinan'Andriamanitra anareo sady agnisan'ny zanak'Andriamanitra.\v 20 Efa namboarina teo amin'ny fototra fagnorenan'ny
apôstôly sy ny mpaminany anareo, sady Kristy Jesôsy mihintsy no vato fototra.\v 21 Ao amin'Azy no hikambanan'ny fagnorenana marobe sady hitomboany kara ny fiangonana ao amin'ny Tompo.\v 22 Ao amin'Azy my koa no hananganana anareo fitomerana miaraka ho an'Andriamanitra ao amin'ny Fanahy.