-x-antambahoaka_eph_text_reg/02/17.txt

1 line
229 B
Plaintext

\v 17 Ka avy Jesôsy de nitory fihavanana ho anareo zay alavitra sady fihavanana my koa an'iregny zay akeky.\v 18 Fa amin'ny alalan'i Jesôsy no hanagnantsena roy tonta fifandraisana amin'ny Fanahy raika mandea agny amin'ny Ray.