-x-antambahoaka_eph_text_reg/02/01.txt

1 line
560 B
Plaintext

\v 1 Ka ny mikasika anareo, de maty tagnatiny fahadisoana sy ny fahotana anareo. \v 2 Tamin'iregny fahadisoana iregny no niaignanareo taloha ôtrany fataon'zao tontolo zao. Niaigna kara ny mpanjaka ny fahefana egny amin'ny rivotra anareo, i fanahy igny de miasa amin'iregny zay zanaky ny tsy fagneken-dalàna zany.\v 3 Niaigna ôtran'iregny olona iregny atsena taloha, nagnatanteraka iregny filan-dratsy ny vatagnantsena, sady nagnatanteraka ny fagnirian'ny vatagna sy ny saigna. Efa nohariana ho zanaky ny fahavignirana, kara ny zanak'olombelona sisa atsena.