-x-antambahoaka_eph_text_reg/01/17.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 17 Mivavaka zaho mba ny Andriamanitr'i Jesôsy Kristy Tompontsena, ny Iabany voninahitra, hagnome anareo ny fanahin'ny fakantena amban'ny fanambarana amin'ny fahalalana Anazy.\v 18 Mivavaka aho mba hazavana ny mason'ny fonareo, mba hafantaranareo ny toky zay nagnatsovany anareo amban'ny herin'ny voninahotry ny lovany amin'ny olo-masin'Andriamanitra.