-x-antambahoaka_eph_text_reg/06/17.txt

1 line
280 B
Plaintext

De reso ny famonjena mba ho fiarovan-doha, de ny tenin'Andriamanitra ho sabatran'ny Fanahy. Amin'ny vavaka mban'ny fangatahana marobe, de mivavaha amin'ny Fanahy fôgna amin'ny fotôna marobe. Amin'io fomba fisaignana io de miambena fôgna amin'ny faharetana marobe, ndreka mivava