-x-antambahoaka_eph_text_reg/01/19.txt

1 line
268 B
Plaintext

Ao amin'ny fivavahako de mangataka aho mba ho fantatrareo ny fihoafan'ny haleben'ny herin'ny amintsena zay mino, araka ny fiasan'ny hery lebe. Ny hery zany my no nampiasain'Andriamanitra tamin'ny Kristy ndreka natsangany tamin'ny maty Izy sady nampetrany teo an-tanany