-x-antambahoaka_eph_text_reg/06/12.txt

1 line
255 B
Plaintext

Fa ny adintsena de tsy manohitra ny nofo na manohitra ny fagnahy ratsy egny amin'ny abakabaka. Ka amin'izany de tano aby fiaden'Andriamanitra marobe, mba afahanareo mijoroa tsara andro ratsy izao, de ndreka vitanareo aby gny raha marobe, de haresy anareo.