-x-antambahoaka_eph_text_reg/06/14.txt

1 line
250 B
Plaintext

Ka amin'izany, de mijoroaDe kara ny kiraro amin'ny tongotranareo de apetay ny fahavognonana hitory filazantsaran'ny fihavanana. Amin'ny raha marobe de tano ny finôna ho ampinga, mba ahafanareo manohitra ny zana-tsipika mirehitra afo alefan'ny ratsy.