1 line
310 B
Plaintext
1 line
310 B
Plaintext
\v 4 Raika my ny vatagna de raika my koa ny Fanahy, kara ny nagnangizana anareo tamin'ny fanantenanan'ny fagnangizana anareo my koa.\v 5 De raika koa ny Tompo, raika ny finoana, raika ny batisa,\v 6 sady raika my koa Andriamanitra sy ny Aban'ny marobe, zay ambonin'ny raha marobe sady ao amin'ny raha marobe. |