-x-antambahoaka_eph_text_reg/06/23.txt

2 lines
258 B
Plaintext

\v 23 Fiadanana anie
ho amin'ny rahalahy, de fitiavana miaraka amin'ny finôna avy amin'Andriamanitra Aba sy Jesôsy Kristy Tompo.\v 24 Fa ny fahasoavana koza ho amin'ny zegny tia an'i Jesôsy Kristy Tompontsena amin'ny fitiavana tsy mety maty mandrakizay.